
Ny zon'olombelona dia nambara tamin'ny 1948, saingy ny ankizy dia tsy afaka nangataka na nampanaiky azy ireny. Ny Firenena Mikambana àry dia namaritra ny zony manokana tamin'ny 1989, ary ny ny Firaisam-be Afrikana tamin'ny 1999: voalohany indrindra amin'izany, ny zon'ny ankizy ho voatery hiasa, tsy hohararaotina ara-nofo na ho voatery hanao miaramila. Les droits humains ont été proclamés en 1948, mais les enfants ne peuvent ni les demander ni les imposer. Les Nations Unies ont donc défini leurs droits spécifiques en 1989, et l'Union Africaine en 1999. Ils rappellent en premier lieu les droits de l'enfant à la vie , à l'éducation et à la santé ; puis ceux de ne pas être mutilé, contraint à travailler , exploité sexuellement ou forcé à être soldat