Par Tsiakoraka
Te hahita anaao Na oram-baratra Namanao tsy maintsy tonga k'a k'aza mbola hidina Ny havana Fa androany any aho te ahita anao Raha tsy mandalo aho aina Dia ny hariva indray Fa androany Te ahita anao