"Andriamanitra Andriananahary, nanampy sy nitahy ny fanantontosana tamin'ny zava-drehetra, ireo Havana, Namana na akaiky na lavitra,ka nahatonga izao ho tanteraka dia amezako fisaorana lehibe."